Psalms 107:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà NY TOMPO fa tsara Izy; fa mandrakizay ny famindrampony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ankalazao i Iaveh, fa tsara fo Izy, mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà ny TOMPO ianareo fa tsara Izy: –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Miderà an'i Jehovah, fa tsara Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà NY TOMPO fa tsara Izy; fa mandrakizay ny famindrampony.
malagasy
[BOKY FAHADIMY][Fiantsoana ny olona efa nahita soa tamin'Andriamanitra mba hisaotra Azy] Miderà an'i Jehovah, fa tsara Fa mandrakizay ny famindram-pony.