Psalms 107:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay nipetraka tao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana dia voafato-pahoriana sy vy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao amin’ny maizina sy ny aloky ny fahafatesana no nitoeran’izy ireo, voababo ao anatin’ny fahoriana sy ny gadra vy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao ireo nipetraka tao am-ponja maizim-pito, voagejam-pahoriana sy voagadra vy,
Malagasy Bible 1865
Izay nipetraka tao amin'ny maizina sy ny aloky ny fahafatesana, Voafato-pahoriana sy vy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay nipetraka tao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana dia voafato-pahoriana sy vy
malagasy
Izay nipetraka tao amin'ny maizina sy ny aloky ny fahafatesana, Voafato-pahoriana sy vy,