Psalms 107:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria nandà ny tenin’Andriamanitra sady naniratsira ny anatry ny Avo Indrindra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria niodina tamin’ny teny ton’Andriamanitra izy sy naniratsira ny fananaran’ny Avo Indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria nikomy tamin’ny tenin’Andriamanitra sady naniratsira ny anatr’ilay Avo Indrindra.
Malagasy Bible 1865
Satria nandà ny tenin'Andriamanitra Sady naniratsira ny anatry ny Avo Indrindra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria nandà ny tenin’Andriamanitra sady naniratsira ny anatry ny Avo Indrindra;
malagasy
Satria nandà ny tenin'Andriamanitra Sady naniratsira ny anatry ny Avo Indrindra;