Psalms 107:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nampietreny tamin’ny fahoriana ny fony; koa potraka izy nefa tsy nisy hamonjy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naetriny tamin’ny fijaliana ny fony; nitambotsotra izy ka tsy nisy namonjy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nofolahiny tamin’ny fahoriana ny fony; potraka izy, nefa tsy nisy mpanarina.
Malagasy Bible 1865
Dia nampietreny tamin'ny fahoriana ny fony; Ka potraka izy, nefa tsy nisy hamonjy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nampietreny tamin’ny fahoriana ny fony; koa potraka izy nefa tsy nisy hamonjy.
malagasy
Dia nampietreny tamin'ny fahoriana ny fony; Ka potraka izy, nefa tsy nisy hamonjy;[Heb. tafintohina]