Psalms 107:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitondra azy nivoaka avy tao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana Izy ary notapahany ny fatorany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nesoriny tamin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana izy, ary notapahiny ny fatorany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
navoakany tamin’ny haizim-pito sady novahany fatorana.
Malagasy Bible 1865
Nitondra azy nivoaka avy tao amin'ny maizina sy ny aloky ny fahafatesana Izy, Ary notosany ny fatorany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitondra azy nivoaka avy tao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana Izy ary notapahany ny fatorany.
malagasy
Nitondra azy nivoaka avy tao amin'ny maizina sy ny aloky ny fahafatesana Izy, Ary notosany ny fatorany.