Psalms 107:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanorotoro ny varavarana varahina Izy ary notapatapahiny ny hidy vy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanorotoro ny varavarana varahina izy, ary nanapatapaka ny hidy vy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny vavahady varahina novakîny ary ny hidy vy notapatapahiny!
Malagasy Bible 1865
Fa nanorotoro ny varavarana varahina Izy, Ary ny hidy vy nohenteriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanorotoro ny varavarana varahina Izy ary notapatapahiny ny hidy vy.
malagasy
Fa nanorotoro ny varavarana varahina Izy, Ary ny hidy vy nohenteriny.