Psalms 107:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitondra fahoriana ny adala noho ny fahadisoany sy ny helony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Adala lahy ireo! Noho ny fitondran-tenany mahameloka, sy noho ny helony dia notaritiny hanjò azy ny fijaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao ireo adala toetra nijaly tokoa noho ny hadisoana sy ny heloka vitany,
Malagasy Bible 1865
Mitondra fahoriana ny adala noho ny fahadisoany sy ny helony:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitondra fahoriana ny adala noho ny fahadisoany sy ny helony.
malagasy
Mitondra fahoriana ny adala noho ny fahadisoany sy ny helony: