Psalms 107:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahamonamonaina azy ny hanina rehetra ary nanakaiky ny vavahadin’ny fahafatesana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahamonamonaina azy avokoa izay hanina rehetra; ary efa mby akaikin’ny vavahadin’ny fahafatesana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nomonamonainan’ny sakafo rehetra ary efa teo ambavahaonan’ny fahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Nahamonamonaina azy ny hanina rehetra; Ary nanakaiky ny vavahadin'ny fahafatesana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahamonamonaina azy ny hanina rehetra ary nanakaiky ny vavahadin’ny fahafatesana izy.
malagasy
Nahamonamonaina azy ny hanina rehetra; Ary nanakaiky ny vavahadin'ny fahafatesana izy.