Psalms 107:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hilaza izany ny navotan’NY TOMPO, dia izay navotany ho afaka tamin’ny tanan’ny fahavalo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany anie no holazain’ireo navotan’i Iaveh, dia ireo navotany ho afaka tamin’ny tanan’ny fahavalony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hiredona izany ny navotan’ny TOMPO, dia ireo navotany ho afaka teo an-tanan’ny mpampahory
Malagasy Bible 1865
Aoka hanao izany ny navotan'i Jehovah, Dia izay navotany ho afa-ka tamin'ny tanan'ny fahavalo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hilaza izany ny navotan’NY TOMPO, dia izay navotany ho afaka tamin’ny tanan’ny fahavalo
malagasy
Aoka hanao izany ny navotan'i Jehovah, Dia izay navotany ho afa-ka tamin'ny tanan'ny fahavalo, [Na: fahoriana]