Psalms 107:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandefa ny teniny Izy mba hahasitrana azy ary nanafaka azy tao amin’ny lavaka nianjerany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandefa ny teniny Izy dia nanasitrana azy, sy nanafaka azy hiala amin’ny fasany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nandefasany ny teniny, dia sitrana ary notsoahany tao anaty lavaka.
Malagasy Bible 1865
Nandefa ny teniny Izy mba hahasitrana azy Ary nanafaka azy tamin'ny longoa nianjerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandefa ny teniny Izy mba hahasitrana azy ary nanafaka azy tao amin’ny lavaka nianjerany Izy.
malagasy
Nandefa ny teniny Izy mba hahasitrana azy Ary nanafaka azy tamin'ny longoa nianjerany.