Psalms 107:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hanolotra fanati-pisaorana izy ary hilaza ny asany amin’ny fihobiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanatitra sorona fisaorana anie izy, ary hitory ny asany amin’ny hobin-kafaliana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka izy hanolotra sorom -piderana sy hihoby mitanisa ny asan’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Ary aoka hanatitra fanati-pisaorana izy Sy hilaza ny asany amin'ny fihobiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hanolotra fanati-pisaorana izy ary hilaza ny asany amin’ny fihobiana.
malagasy
Ary aoka hanatitra fanati-pisaorana izy Sy hilaza ny asany amin'ny fihobiana.