Psalms 107:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay midina any an-dranomasina ka mandeha an-tsambo sy manao raharaha any amin’ny rano lehibe
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nirotsaka an-tsambo izy ireo teny amin’ny ranomasina, mba hanao fandrantoana eny amin’ny rano lehibe. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao ireo niainga hiantsambo an-dranomasina sy nanao raharaha teny ambony ranobe,
Malagasy Bible 1865
Izay midina any an-dranomasina ka mandeha an-tsambo Sy manao raharaha any amin'ny rano lehibe
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay midina any an-dranomasina ka mandeha an-tsambo sy manao raharaha any amin’ny rano lehibe
malagasy
Izay midina any an-dranomasina ka mandeha an-tsambo Sy manao raharaha any amin'ny rano lehibe