Psalms 107:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
no mahita ny asan’NY TOMPO sy ny fahagagana ataony amin’ny rano lalina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no nahita ny asan’i Iaveh, mbamin’ny fahagagana nataony tao amin’ny hantsam-be. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia indreo nahita ny asan’ny TOMPO sy ny zava-mahagaga nataony an-drano lalina.
Malagasy Bible 1865
No mahita ny asan'i Jehovah Sy ny fahagagana ataony amin'ny rano lalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
no mahita ny asan’NY TOMPO sy ny fahagagana ataony amin’ny rano lalina.
malagasy
No mahita ny asan'i Jehovah Sy ny fahagagana ataony amin'ny rano lalina.