Psalms 107:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa niteny Izy ka nanangana rivotra mahery izay nampisondrotra ny onjan-drano;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niteny Izy, ary nampifofofofo tafio-drivotra, izay nampisondrotra ny onjan-dranomasina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa vao niteny ny Tompo, dia nirongatra ny rivo-mahery ka nampisamboaravoara ny onjan-dranomasina.
Malagasy Bible 1865
Fa niteny Izy ka nanangana rivotra mahery, Izay nampisondrotra ny onjan-drano;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa niteny Izy ka nanangana rivotra mahery izay nampisondrotra ny onjan-drano;
malagasy
Fa niteny Izy ka nanangana rivotra mahery, Izay nampisondrotra ny onjan-drano;