Psalms 107:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
niakatra hatrany amin’ny lanitra ny olona ary nidina hatrany amin’ny lalina; torotoro noho ny fahoriana ny fanahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tafasavoana hatrany an-danitra izy ireo, tafalentika ao amin’ny hantsana; trotraky ny fahoriana ny fanahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sambo nisavoana nanakatra ny lanitra, dia nitontona ao an-davaky ny onja; fadiranovana toa miempo ny ain’ny mpiantsambo.
Malagasy Bible 1865
Niakatra hatramin'ny lanitra ny olona, ary nidina hatramin'ny lalina; Ny fanahiny levona noho ny fahoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
niakatra hatrany amin’ny lanitra ny olona ary nidina hatrany amin’ny lalina; torotoro noho ny fahoriana ny fanahiny.
malagasy
Niakatra hatramin'ny lanitra ny olona, ary nidina hatramin'ny lalina; Ny fanahiny levona noho ny fahoriana.