Psalms 107:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fanina ireo sady nivembena toy ny mamo ka very ny fahaizany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanina izy, ka nivembena hoatra ny mamo; ary foana avokoa ny fahendreny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanina izy sady nivembena toy ny mamo, ka very avokoa izay mba hakingàny.
Malagasy Bible 1865
Nisangodingodina ireo sady nivembena toy ny mamo, Ka dia very ny sainy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fanina ireo sady nivembena toy ny mamo ka very ny fahaizany rehetra.
malagasy
Nisangodingodina ireo sady nivembena toy ny mamo, Ka dia very ny sainy rehetra.