Psalms 107:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitaraina tamin’NY TOMPO ireo raha ory ka nanafaka azy tamin’izay nampahatahotra azy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitaraina tamin’i Iaveh tao anatin’ny fahoriana izy, ka novonjeny ho afaka amin’ny fahaporetany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso vonjy tamin’ny TOMPO izy fa ory ka notsoahany tamin’ny fahatereny.
Malagasy Bible 1865
Dia nitaraina tamin'i Jehovah ireo, raha ory, Ka nampiala azy tamin'ny fahatereny Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitaraina tamin’NY TOMPO ireo raha ory ka nanafaka azy tamin’izay nampahatahotra azy Izy.
malagasy
Dia nitaraina tamin'i Jehovah ireo, raha ory, Ka nampiala azy tamin'ny fahatereny Izy.