Psalms 107:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampahatony ny rivotra mahery Izy ka nitsahatra ny onjan-drano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novany ho tsotso-drivotra malemy ny tafio-drivotra, dia nangina ny onjan-dranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny rivo-mahery novany ho tsiotsioka, ary ny onjan-drano nihanalefaka;
Malagasy Bible 1865
Nanony ny rivotra mahery Izy, Ka nitsahatra ny onjan-drano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampahatony ny rivotra mahery Izy ka nitsahatra ny onjan-drano.
malagasy
Nanony ny rivotra mahery Izy, Ka nitsahatra ny onjan-drano.