Psalms 107:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy nangoniny avy tany amin’ny tany maro, dia avy tany atsinanana sy andrefana ary tany avaratra sy tany amin’ny ranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy nangoniny avy any amin’ny tany rehetra, avy any atsinanana sy andrefana, avy any avaratra sy any amin’ny ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nangoniny avy tany amin’ny tany rehetra atsinanana sy andrefana, avaratra sy atsimo!
Malagasy Bible 1865
Sy nangoniny avy tany amin'ny tany maro, Dia avy tany atsinanana sy andrefana ary tany avaratra sy tany amin'ny ranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy nangoniny avy tany amin’ny tany maro, dia avy tany atsinanana sy andrefana ary tany avaratra sy tany amin’ny ranomasina.
malagasy
Sy nangoniny avy tany amin'ny tany maro, Dia avy tany atsinanana sy andrefana ary tany avaratra sy tany amin'ny ranomasina.