Psalms 107:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia faly ireo satria nitsahatra izany ary notarihiny ho amin’ny fitodiana niriny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifaly izy ireo nahita ireo nitony, ary nentin’i Iaveh, ho amin’ny fitodiana niriny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia faly ny mpiantsambo fa nisy fitoniana sady nentin’ny Tompo an-tseranana irîna.
Malagasy Bible 1865
Dia faly ireo, satria nitsahatra izany; Ary nentiny ho amin'ny fitodiana niriny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia faly ireo satria nitsahatra izany ary notarihiny ho amin’ny fitodiana niriny izy.
malagasy
Dia faly ireo, satria nitsahatra izany; Ary nentiny ho amin'ny fitodiana niriny izy.