Psalms 107:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aoka hanandratra Azy eo amin’ny fiangonan’ny olona izy ka hidera Azy eo amin’ny fipetrahan’ny loholona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hankalazainy eo amin’ny fiangonan’ny vahoaka anie Izy, ary hoderainy eo amin’ny fiangonan’ny loholona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hanandratra Azy ny vahoaka tafangona ary hidera Azy ny loholona tafavory!
Malagasy Bible 1865
Ary aoka hanandratra Azy eo amin'ny fiangonan'ny olona izy Ka hidera Azy eo amin'ny fipetrahan'ny loholona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aoka hanandratra Azy eo amin’ny fiangonan’ny olona izy ka hidera Azy eo amin’ny fipetrahan’ny loholona.
malagasy
Ary aoka hanandratra Azy eo amin'ny fiangonan'ny olona izy Ka hidera Azy eo amin'ny fipetrahan'ny loholona.