Psalms 107:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampody ny ony ho tany efitra Izy ary ny loharano ho tany mangentana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ony, novany ho efitra, ary ny loharano ho tany karankaina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Tompo no manova ny ony ho taniefitra sy ny loharano ho tany mangentana
Malagasy Bible 1865
Mampody ny ony ho efitra Izy Ary ny loharano ho tany mangentana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampody ny ony ho tany efitra Izy ary ny loharano ho tany mangentana,
malagasy
Mampody ny ony ho efitra Izy Ary ny loharano ho tany mangentana,