Psalms 107:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny tany mahavokatra ho tanin-tsira, noho ny faharatsian’ny mponina eo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny tany mahavokatra ho tanin-tsira noho ny haratsian’ny mponina teo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny tany lonaka ho tanin-tsira, noho ny faharatsian’ny mponina eo.
Malagasy Bible 1865
Ny tany mahavokatra ho tanin-tsira, Noho ny faharatsian'ny mponina eo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny tany mahavokatra ho tanin-tsira, noho ny faharatsian’ny mponina eo.
malagasy
Ny tany mahavokatra ho tanin-tsira, Noho ny faharatsian'ny mponina eo.