Psalms 107:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampody ny tany efitra ho farihy Izy ary ny tany maina ho loharano;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny efitra kosa novany ho kamory, ary ny tany karankaina ho tany be loharano,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa koa ny taniefitra ovàny ho farihy, ny tany karankaina ho feno loharano
Malagasy Bible 1865
Mampody ny efitra ho rano monina Izy Sy ny tany maina ho loharano,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampody ny tany efitra ho farihy Izy ary ny tany maina ho loharano;
malagasy
Mampody ny efitra ho rano monina Izy Sy ny tany maina ho loharano,