Psalms 107:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amponeniny ao izay noana mba hanamboatra tanàna honenana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namponeniny eo ny noana, ka nanorin-tanàna honenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamponenana ireo noana izay hanorin-tanàna honenana,
Malagasy Bible 1865
Ary amponeniny eo izay noana, Mba hanamboatra tanana honenana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amponeniny ao izay noana mba hanamboatra tanàna honenana;
malagasy
Ary amponeniny eo izay noana, Mba hanamboatra tanana honenana;