Psalms 107:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia mitahy azy Izy mba hitomboany betsaka ka tsy avelany hihavitsy ny biby fiompiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izy nanambina azy ireo, ka nitombo betsaka izy, ary tsy navelany hihavitsy ny biby fiompiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahîn ’ny Tompo izy ka mihamaro fatratra; ny biby fiompiny koa tsy avelany hihavitsy.
Malagasy Bible 1865
Dia mitahy azy Izy mba hitomboany betsaka, Ka tsy avelany hihavitsy ny biby fiompiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia mitahy azy Izy mba hitomboany betsaka ka tsy avelany hihavitsy ny biby fiompiny.
malagasy
Dia mitahy azy Izy mba hitomboany betsaka, Ka tsy avelany hihavitsy ny biby fiompiny.