Psalms 107:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mihakely sy mietry indray izy noho ny fampahoriana sy ny loza ary ny alahelo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahenany ho vitsy foana sy naetriny izy ireo, notsindrian’ny loza amam-pahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa misy kosa firenena mihavitsy sy mietry noho ny fahoriana sy ny loza ary ny alahelo.
Malagasy Bible 1865
Fa mihakely sy mietry indray izy Noho ny fampahoriana sy ny loza ary ny alahelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mihakely sy mietry indray izy noho ny fampahoriana sy ny loza ary ny alahelo.
malagasy
Fa mihakely sy mietry indray izy Noho ny fampahoriana sy ny loza ary ny alahelo.