Psalms 107:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nirenireny tany an-tany efitra ireny ka nanavatsava tany an-tany foana ary tsy nahita tanàna honenana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nirenireny tany an’efitra ireny tamin’ny lalana mangingina, tsy nahita tanàna iray akory honenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao ireo nirenireny tany an-taniefitra aman-tany foana, tsy nahita tanàna honenana akory,
Malagasy Bible 1865
Nirenireny tany an-efitra ireny ka nanavatsava tany an-tany foana, Ary tsy nahita tanàna honenana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nirenireny tany an-tany efitra ireny ka nanavatsava tany an-tany foana ary tsy nahita tanàna honenana.
malagasy
Nirenireny tany an-efitra ireny ka nanavatsava tany an-tany foana, Ary tsy nahita tanàna honenana.