Psalms 107:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampidina fanamavoana amin’ny mpitondra NY TOMPO ka mampirenireny azy any an-tany efitra tsy misy lalana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosaforany henatra ny mpanapaka an’ireny, nampirenireny any an’efitra tsy misy lalana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataon’ny Tompo rakotra henatra ny mpifehy ka mirenireny an-tany foana tsy misy lalana;
Malagasy Bible 1865
Mampidina fanamavoana amin'ny mpanapaka Jehovah Ka mampirenireny azy any an-efitra tsy misy lalana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampidina fanamavoana amin’ny mpitondra NY TOMPO ka mampirenireny azy any an-tany efitra tsy misy lalana;
malagasy
Mampidina fanamavoana amin'ny mpanapaka Jehovah Ka mampirenireny azy any an-efitra tsy misy lalana;