Psalms 107:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa manandratra ny mahantra ho afa-pahoriana kosa izy ka mampahamaro ny fianakaviany toy ny andian’ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny mahantra kosa nasandrany ho afa-pahoriana, ary ny fianakaviana nataony tonga sahala amin’ny andiam-biby fiompy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa atrakany ho afa-pahoriana kosa ny mahantra ary hamaroiny toy ny andian’ondry ny fianakaviany.
Malagasy Bible 1865
Fa manandratra ny malahelo ho afa-pahoriana kosa Izy,Ka mahamaro mianakavy azy toy ny ondry andiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa manandratra ny mahantra ho afa-pahoriana kosa izy ka mampahamaro ny fianakaviany toy ny andian’ondry.
malagasy
Fa manandratra ny malahelo ho afa-pahoriana kosa Izy,Ka mahamaro mianakavy azy toy ny ondry andiany.