Psalms 107:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahita izany ny marina ka ho faly fa hikombom-bava kosa ny ratsy fanahy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahita izany ny olona mahitsy fo ka mifaly, fa mikombom-bava foana kosa ny ratsy fanahy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahita izany ny olo-mahitsy ka mifaly; fa mikombom-bava kosa ny olon-dratsy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Hahita izany ny marina ka ho faly; Fa hihombom-bava kosa ny ratsy fanahy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahita izany ny marina ka ho faly fa hikombom-bava kosa ny ratsy fanahy rehetra.
malagasy
Hahita izany ny marina ka ho faly; Fa hihombom-bava kosa ny ratsy fanahy rehetra.Izay hendry dia aoka hahafantatra izany Ka hahalala ny famindram-pon'i Jehovah.