Psalms 107:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay hendry dia aoka hitandrina izany ka hahalala ny famindrampon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka izay hendry hamantatra izany zavatra izany ka hahalala ny hatsaram-pon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay hendry, aoka hisaintsaina izany sy hahatsapa ny fitiavan’ny TOMPO!
Malagasy Bible 1865
Izay hendry dia aoka hahafantatra izany Ka hahalala ny famindram-pon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay hendry dia aoka hitandrina izany ka hahalala ny famindrampon’NY TOMPO.
malagasy
Izay hendry dia aoka hahafantatra izany Ka hahalala ny famindram-pon'i Jehovah.