Psalms 107:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noana sy nangetaheta izy sady reraka ny ainy tao anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nianjadian’ny hanoanana aman-ketaheta, efa tsaroany reraka ny ainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
noana sy nangetaheta, sady reraka aina koa tao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Noana sy nangetaheta izy, Sady reraka ny ainy tao anatiny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noana sy nangetaheta izy sady reraka ny ainy tao anatiny.
malagasy
Noana sy nangetaheta izy, Sady reraka ny ainy tao anatiny,