Psalms 107:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitaraina tamin’NY TOMPO ireo raha ory ka nafahany tamin’izay mahatahotra azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nitaraina tamin’i Iaveh tao anatin’ny fahoriana izy, ka novonjeny ho afaka tamin’ny fahaporetany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso vonjy tamin’ny TOMPO izy fa ory ka nafahany tamin’ny fahatereny,
Malagasy Bible 1865
Dia nitaraina tamin'i Jehovah ireo, raha ory, Ka novonjeny tamin'ny fahatereny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitaraina tamin’NY TOMPO ireo raha ory ka nafahany tamin’izay mahatahotra azy;
malagasy
Dia nitaraina tamin'i Jehovah ireo, raha ory, Ka novonjeny tamin'ny fahatereny;