Psalms 107:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nitondra azy tamin’ny lalana mahitsy Izy mba hankanesany any amin’izay tanàna honenana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitondra azy tamin’ny lala-mahitsy izy, hampahatongavany azy amin’ny tanàna fonenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nentiny tamin’ny lala-mahitsy hahatongavana an-tanàna honenana.
Malagasy Bible 1865
Dia nitondra azy tamin'ny lalana mahitsy Izy, Mba hankanesany any amin'izay tanàna honenana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nitondra azy tamin’ny lalana mahitsy Izy mba hankanesany any amin’izay tanàna honenana.
malagasy
Dia nitondra azy tamin'ny lalana mahitsy Izy, Mba hankanesany any amin'izay tanàna honenana.