Psalms 107:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hidera NY TOMPO ireo noho ny famindrampony sy ny fahagagana ataony amin’ny zanak’olombelona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoderainy anie i Iaveh noho ny hatsaram-pony, sy noho ny fahagagana nataony ho an’ny zanak’olombelona!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka izy hidera ny TOMPO noho ny fitiavany sy ny zava-mahagaga vitany ho an’ny olombelona,
Malagasy Bible 1865
Aoka hidera an'i Jehovah ireo noho ny famindram-pony Sy ny fahagagana ataony amin'ny zanak'olombelona!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hidera NY TOMPO ireo noho ny famindrampony sy ny fahagagana ataony amin’ny zanak’olombelona!
malagasy
Aoka hidera an'i Jehovah ireo noho ny famindram-pony Sy ny fahagagana ataony amin'ny zanak'olombelona!