Psalms 107:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mahafa-po ny fanahy mangetaheta Izy ary ny fanahy noana dia vokisany soa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fanahy mangetaheta, nataony afa-ketaheta, ary ny fanahy noana novokisany soa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny main’ny hetaheta nomeny hosotroina ary ny reraky ny hanoanana novokisany soa!
Malagasy Bible 1865
Fa mahafa-po ny fanahy mangetaheta Izy, Ary ny fanahy noana dia vokisany soa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mahafa-po ny fanahy mangetaheta Izy ary ny fanahy noana dia vokisany soa.
malagasy
Fa mahafa-po ny fanahy mangetaheta Izy, Ary ny fanahy noana dia vokisany soa.