Psalms 108:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, tafatoetra ny foko; hihira sy hankalaza Anao aho. Izany no voninahitro!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana. Salamon’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tononkira. Salamo nataon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Tonon-kira. Salamo nataon'i Davida. Andriamanitra ô, tafatoetra ny foko; Ny fanahiko no hihira sy hankalaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, tafatoetra ny foko; hihira sy hankalaza Anao aho. Izany no voninahitro!
malagasy
[Fahatokiana an'Andriamanitra sy fanantenana ny heriny haharesy ny fahavalo] Tonon-kira. Salamo nataon'i Davida. Andriamanitra ô, tafatoetra ny foko; Ny fanahiko no hihira sy hankalaza.[Heb. ny voninahitro]