Psalms 108:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy Ianao va no efa nanary anay, Andriamanitra ô, sady tsy niaraka tamin’ny miaramilanay Ianao, Andriamanitra ô?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no hitondra ahy any amin’ny tany mimanda? Iza no hitarika ahy ho any Edôma?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no hampiditra ahy ho eo anivon’i Edôma? Zovy no hitondra ahy ho amin’ilay tanàna mafy?
Malagasy Bible 1865
Tsy Hianao va no efa nanary anay, Andriamanitra ô, Sady tsy mivoaka miaraka amin'ny miaramilanay, Andriamanitra ô?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy Ianao va no efa nanary anay, Andriamanitra ô, sady tsy niaraka tamin’ny miaramilanay Ianao, Andriamanitra ô?
malagasy
Tsy Hianao va no efa nanary anay, Andriamanitra ô, Sady tsy mivoaka miaraka amin'ny miaramilanay, Andriamanitra ô?