Psalms 108:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonjeo amin’ny fahavalo izahay, fa zava-poana ny famonjena ataon’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy Ianao izay efa nanary anay va, ry Andriamanitra, Ianao, ry Andriamanitra, izay efa tsy niara-nivoaka tamin’ny tafikay intsony?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy Ianao ihany ve, Andriamanitra ô? Kanefa izahay efa narianao mihitsy ary ny tafikay tsy iarahanao intsony.
Malagasy Bible 1865
Vonjeo amin'ny fahavalo izahay; Fa zava-poana ny famonjena ataon'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonjeo amin’ny fahavalo izahay, fa zava-poana ny famonjena ataon’ny olona.
malagasy
Vonjeo amin'ny fahavalo izahay; Fa zava-poana ny famonjena ataon'ny olona.Andriamanitra no haharezan-tsika; Fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika.