Psalms 108:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra no hahavitantsika asa mahery vaika, fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonjeo amin’ny mpampahory anay izahay, fa zava-poana ny famonjena avy amin’olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampio re izahay hiady amin’ilay mpandrafy, fa tsy mankaiza ny famonjena ataon’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra no haharezan-tsika; Fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra no hahavitantsika asa mahery vaika, fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika.
malagasy
Andriamanitra no haharezan-tsika; Fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika.