Psalms 108:14 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha omban’Andriamanitra isika dia herim-po no hasehontsika; Izy no hanorotoro ny fahavalontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra no hahazoanay fahombiazana goavana, satria Izy no hanitsakitsaka ireo mpandrafy anay.