Psalms 108:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifohaza, ry valiha sy lokanga; hofohaziko ny fahazavan’ny maraina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nahazo toky ny foko, ry Andriamanitra ô, dia hihira sy hampanakoako zava-maneno aho. Mitsangàna, ry voninahitro!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, mitombina dia mitombina ny foko; ka hihira ho Anao aho sy hankalaza Anao amin-tsalamo.
Malagasy Bible 1865
Mifohaza, ry valiha sy lokanga; hifoha maraina koa aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifohaza, ry valiha sy lokanga; hofohaziko ny fahazavan’ny maraina.
malagasy
Mifohaza, ry valiha sy lokanga; hifoha maraina koa aho. [Na: hampifoha ny maraina aho]