Psalms 108:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hidera Anao eny amin’ny firenena maro aho, TOMPO ô, ary hankalaza Anao eny amin’ny Jentilisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifohaza, ry valiha amana harpako! Aoka hamoha ny mazava atsinanana aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifohaza, ry fanahiko; mifohaza, ry valiha sy lokanga, fa tiako hofohazina ny mazavatsinanana.
Malagasy Bible 1865
Hidera Anao eny amin'ny firenena maro aho, Jehovah ô, Ary hankalaza Anao eny amin'ny jentilisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hidera Anao eny amin’ny firenena maro aho, TOMPO ô, ary hankalaza Anao eny amin’ny Jentilisa*.
malagasy
Hidera Anao eny amin'ny firenena maro aho, Jehovah ô, Ary hankalaza Anao eny amin'ny jentilisa.