Psalms 108:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lehibe mihoatra ny lanitra ny famindramponao ary mipaka any amin’ny habakabaka ny fahamarinanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidera Anao eo amin’ny vahoaka aho, ry Iaveh! hihira ho Anao eo amin’ny firenena aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, vory vahoaka no hiderako Anao; ary eo anivom-pirenena no hankalazako Anao amin-tsalamo,
Malagasy Bible 1865
Fa lehibe mihoatra ny lanitra ny famindram-ponao; Ary mipaka eny amin'ny rahona ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lehibe mihoatra ny lanitra ny famindramponao ary mipaka any amin’ny habakabaka ny fahamarinanao.
malagasy
Fa lehibe mihoatra ny lanitra ny famindram-ponao; Ary mipaka eny amin'ny rahona ny fahamarinanao.