Psalms 108:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misandrata any ambonin’ny lanitra Ianao, Andriamanitra ô; ary aoka ho etỳ ambonin’ny tany rehetra ny voninahitrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa misondrotra hihoatra ny lanitra ny hatsaram-ponao, ary tafapaka amin’ny rahona ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria lehibe mihoatra noho ny lanitra ny fitiavanao ary avo tafapaka amin’ny rahona ny toetranao mahatoky.
Malagasy Bible 1865
Misandrata any ambonin'ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô; Ary aoka ho etỳ ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misandrata any ambonin’ny lanitra Ianao, Andriamanitra ô; ary aoka ho etỳ ambonin’ny tany rehetra ny voninahitrao.
malagasy
Misandrata any ambonin'ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô; Ary aoka ho etỳ ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao.