Psalms 108:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba hahafaka ny malalanao dia vonjeo amin’ny tananao ankavanana aho ka valio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misandratra hihoatra ny lanitra, ry Andriamanitra; aoka hamirapiratra amin’ny tany rehetra ny voninahitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, misandrata Ianao ho any an-tampon’ny lanitra; aoka anie ny voninahitrao hamiratra amin’ny tany tontolo!
Malagasy Bible 1865
Mba hahafaka ny malalanao, Dia vonjeo amin'ny tananao ankavanana aho, ka valio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba hahafaka ny malalanao dia vonjeo amin’ny tananao ankavanana aho ka valio.
malagasy
Mba hahafaka ny malalanao, Dia vonjeo amin'ny tananao ankavanana aho, ka valio.