Psalms 108:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteny tamin’ny fahamasinany Andriamanitra hoe: Handresy Aho ka hizara an’i Sekema ary horefesiko ny lohasahan’i Sokota;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba ho afaka ireo malalanao, vonjeo amin’ny tananao ankavanana, ary valio vavaka aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vonjeo amin’ny herinao aho ary valio vavaka, dia ho afaka ilay vahoaka malalanao.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra niteny tamin'ny fahamasinany hoe: Hifaly Aho ka hizara an'i Sekema, Ary ny lohasahan'i Sokota horefesiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteny tamin’ny fahamasinany Andriamanitra hoe: Handresy Aho ka hizara an’i Sekema ary horefesiko ny lohasahan’i Sokota;
malagasy
Andriamanitra niteny tamin'ny fahamasinany hoe: Hifaly Aho ka hizara an'i Sekema, Ary ny lohasahan'i Sokota horefesiko;