Psalms 108:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fitoeran-drano fisasana ho Ahy i Moaba; eo amin’i Edoma no hanipazako ny kapako; noho ny amin’i Filistia no hihobiako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahy i Galaada, ahy i Manase; fiadiana aro lohako i Efraima, ary tehim-panjakako i Jodà;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahy i Gilehada, Ahy koa i Manase; i Efraîma no toy ny satro-by fiarolohako; i Joda no toy ny tehim-piandrianako.
Malagasy Bible 1865
Tavindranoko fanasana Moaba; Edoma no hanipazako ny kapako; noho ny amin'i Filistia ho hihobiako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fitoeran-drano fisasana ho Ahy i Moaba; eo amin’i Edoma no hanipazako ny kapako; noho ny amin’i Filistia no hihobiako.
malagasy
Tavindranoko fanasana Moaba; Edoma no hanipazako ny kapako; noho ny amin'i Filistia ho hihobiako.