Psalms 109:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Andriamanitra izay deraiko ô, aza mangina Ianao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida. Ry Andriamanitra fiderako ô, aza mangina Ianao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida. Ry Andriamanitra fidèrako ô, aza dia mangina fotsiny Ianao,
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. RY Andriamanitra fidèrako ô, aza mangina Hianao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Andriamanitra izay deraiko ô, aza mangina Ianao,
malagasy
[Ny amin'ny loza hanjo ny manao teny ratsy sy tia ozona] Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. RY Andriamanitra fidèrako ô, aza mangina Hianao,